|
|
|
|

Teny iditra1  tsingarifare
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ahi-dratsy, voatsinampy: Ndre maniry ñ'vare dia mbola ao mandy ny tsingarifare hoasa (na dia mitsiry aza ny vary dia mbola ao ihany ny ahi-dratsy). [Tanala] [1.78]
Voambolana  4  Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12