|
|
|
|

Teny iditra1  tsingalapake
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tsingala, biby key toa moka vaventy miriaria eny ambony rano, izay mety hahafaty na omby aza misotro rano ka mahatelina azy. [Tanala] [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12