|
|
|
|

Teny iditra1  tsindroanina
Fototeny  2 tsindroana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alaina tsy misy filaharana, fidina alaina atsy alaina aroa: Tsy nalainy befahatany ireo zavatra ireo fa notsindroaniny tetsy sy teroa [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 itsindronana, tsindroanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08