Entrée tsindretra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany isehoan' ny angidina raha vao foy izany ny tsindretra alohan' ny hiofoany ho ondrindrano, izay hiofo ho tena angidina) [1.1]
Exemples Tsindretra kely ampovoan'Itasy
ka mitsoriaka ny voay tsy mahazo
mikaretsaka ny mamba tsy mahita
nahoana re?
[2.131]
Vocabulaire 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31