| Entrée | 1 tsimponina | 
| Radical | 2 tsimpona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Alaina tsirairay: Notsimponiny ireo vakana niraraka tamin' ny tany Fantenana ka alaina tairairay: Tsimpony ny teny rehetra miafara amin' ny "tra" amin' io an-dalan-tsoratra io [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 9 mpisintona, 10 tsimponina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |