|
|
|
|

Teny iditra1  tsilemita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana bibikely mivelona any anaty rano, mifandraidraika amin' ny tsikovoka. [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  5 amboakelindrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12