Entrée tsikovoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano [1.1]
Exemples dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala. [2.48]
Vocabulaire 
Zoonymes 
Analogues  fangorinana
Proverbes 

Mis à jour le 2023/09/10