Entrée | 1 tsikonina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy [1.1] |
Vocabulaire | 4 Jeu |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |