|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsikoko |
| Fototeny | 2 koko |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Loto mitankosina amin' ny hoditra; tseroka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 grime on the body, on garments, etc
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 crasse
[1.8] 7 crasse adhérente à la peau. Synonyme: tseroka [1.5] |
| Ohatra |
8 ny dikan' izany dia manala ny akoram-potaka sy takela-tsikoko mandrakotra ny hoditra.
[2.472#173]
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|