Entrée tsikilo
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay ataon' ny hafa, nefa tsy hitany
¶ Fitiliana, fizahana taratra atao miafina tsy misy mpahalala [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2017/04/03