|
|
|
|

Teny iditra1  tsikarokalika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-domano mitsorofodrofoka fotsiny ao anaty rano, manao izay tsy hilentehana. [1.1]
Voambolana  4  Fanatanjahan-tena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19