| Entrée | 1 tsidimidimy |
| Radical | 2 dimy |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 mandeha isan-tokony dimy avy [1.1] |
| Explications en français |
5 cinq à cinq [3.1] |
| Exemples |
6 Amy ny monokotiledona kosa dia milahatra tsitelotelo ireo, fa tsy tsidimidimy tahaka ny any ny dikotiledona.
[1.357#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|