|
|
|
|

Teny iditra1  tsibokaboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lalao fanenjika fanaon' ny ankizy: misy iray atao hoe "Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny hafa indray, fa izy kosa afaka.
4 Heverina ho boka fa tsy tena boka. [1.1]
Voambolana  5  Kilalao

Fivaditsoratra  6 bokabokatsy, 7 tsibokaboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12