|
|
|
|

Teny iditra1 tsentsim-pano
Singan-teny  2tsentsina, 3fano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza fialan-tsiny hiarovana ny tena amin' ny fiampangana ny hafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12