|
|
|
|

Teny iditra1  tsena kely
Singan-teny  2 tsena, 3 kely
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 trano fivarotana misy ny kanonkanona ilaina [1.1]
Ohatra  6  Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12