| Entrée | 1 tsangan-kevitra |
| Mots élémentaires | 2 tsangana, 3 hevitra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1] 6 foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13] |
| Explications en français |
7 idéologie [1.5#144] 8 doctrine [1.13] |
| Exemples |
9 Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany?
[2.285#123]
|
| Vocabulaire | 10 Philosophie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|