|
|
|
|

Teny iditra1  tsaingaroroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Firarian-tsoa atao amin' ny zaza izay mievina, ka ny heviny dia hoe: Aoka hitsainga sy haroroka. [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02