| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tretraka | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy [1.1] 4 Faritra hatreo amin' ny tenda ka hatreo amin' ny tratra; tratramborona [Tsimihety] [1.1]  | 
| Voambolana | 5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | 
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 7 traktera, 8 tretraka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |