Entrée trano tomboka
Mots élémentaires trano ; tomboka
Partie du discours locution
Explications en malgache Trano vita amin' ny rantsan-kazo nofetaina sy nolalorina fotaka
Trano tsy misy rindrina, na misy fa iva kely foana, ka ny tafony mitombina amin' ny tany; [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01