| Entrée | 1 tranomasina |
| Mots élémentaires | 2 trano, 3 masina |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka [1.1] |
| Exemples |
6 Ary ny tranomasina, dia 12 miandálana
[2.48]
7 Nasiana tranomasina ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba. [2.508#] |
| Analogues | 8 tranomanara |
| Anagrammes | 9 manatrosìna, manatrosina, 10 tranomasina |
| Mis à jour le 2025/10/14 |
|