Entrée toy izao
Mots élémentaires toy ; izao
Partie du discours locution
Explications en malgache Sahala amin' izao [1.1]
Exemples 
1Toy izao no nahatonga izany. [2.470]
2Toy izao no fampiasa azy. [2.117]
3Nefa tsy maika sy dodona toy izao. [2.643]
4Satriko ho toy izao mandrakizay isika! [2.944]

Mis à jour le 2023/05/08