Entrée | torotoroka | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | [Tanala] anaram-borona miray karazana amin'ny vorondolo [Rakotosaona 1975] | |
Karazana vorondolo, kelikely vatana, hita eny anaty hazo rehetra eny (halavany: 25sm) [Rajemisa 1985] | ||
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | |
Analogues | matoriandro ~ tararaka ~ vorondolo | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |