|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 torotorohina |
| Fototeny | 2 torotoro |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manomboka ho lo ka rakotra vovobovoka fotsifotsy; lomorina, bobongolo: Hazo efa torotorohina no nanaovanao ity seza ity.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|