|
|
|
|

Teny iditra1  torebina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely). [1.1]
Voambolana  4  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  5 torebiny

Fivaditsoratra  6 atrebony, 7 Robenita, 8 torebina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12