| Entrée | 1 tontafana |
| Radical | 2 tonta |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Zerana: Notontafany vato aho Velezina: Tontafy kanonta io alika io Asiana: Notontafan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [1.1] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 9 tontana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|