|
|
|
|

Entrée1  tononkalo
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  tonona, kalo
Tous les mots composés 
Explications en malgache  7  [1.1] Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana
8  [1.13] lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina
Explications en français  9  [1.13] poème
Exemples  10  [2.285] Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao.
11  [2.576] Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity.
Vocabulaire  12  Littérature: (en général)
13  Poésie

Anagrammes  14  natolokon, tononkalo

Mis à jour le 2025/08/10