Entrée tono
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io
Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1]
Explications en anglais Broiled [1.7]
Explications en français Action de griller au feu [1.8]
Exemples Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [2.470]
Dérivés 
Synonymes tonotono
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/21