| Entrée | 1 tonjina |
| Radical | 2 onjina |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Sasatra, vizaka, valaka Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana. [1.1] |
| Dérivés |
|
| Autres orthographes | 25 tonjana |
| Analogues | 26 miraidraika, mihilangilana miankavia miankavanana, mialoha miaoriana |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|