| Entrée | 1 tonizianina |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina [1.1] |
| Explications en anglais |
4 Tunisian [3.1] |
| Explications en français |
5 tunisien, tunisienne [3.1] |
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples |
| Analogues | 7 tonizia |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|