| Entrée | 1 tompon-trano |
| Mots élémentaires | 2 tompo, 3 trano |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny [1.1] |
| Exemples |
6 Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano.
[2.356#]
7 Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano. [2.472#] |
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|