Entrée tompondrano
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin' ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin' izay [1.1]
Explications en français Serpent aquatique [1.54]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31