Entrée tompoana (tompo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza hevitra izay tanana mafy aminkiry: Tompoany mafy izany hevitra izany ka tsy hita izay hatao [1.1]
Morphologie 
Présent : tompoana, tompoako, tompoanao, tompoany, tompoantsika, tompoanay, tompoanareo, tompoan', tompoan-, tompoam-, tompoa-
Passé : notompoana, notompoako, notompoanao, notompoany, notompoantsika, notompoanay, notompoanareo, notompoan', notompoan-, notompoam-, notompoa-
Futur : hotompoana, hotompoako, hotompoanao, hotompoany, hotompoantsika, hotompoanay, hotompoanareo, hotompoan', hotompoan-, hotompoam-, hotompoa-
Impératif : tompoy

Mis à jour le 2023/01/20