| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tokantranomaso | 
| Singan-teny | 2tokana, 3trano, 4maso | 
| Sokajin-teny | 5 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 Firaisa-monin' ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso [1.1] | 
| Ohatra | 
7 Raha maka zanak' olona ho tokantranomaso, kanefa tsy mampakatra azy ho vady, dia sazina.
[1.123#] 
 | 
| Lahatsoratra | 8Randzavola: tokantranomaso ao amin' ny Baiboly | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |