|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tohatohatra |
| Fototeny | 2tohatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4faritra miendrika tohatra natao hipetrahana.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5gradin.
[1.13] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: fanorenana |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 tohatohatra |
| Fototeny | 9tohatra |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Aretina tampoka mandalo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12maladie subite et passagère, crise.
[1.54] |
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 14 tahotahotra, 15 tohatohatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|