theologie   
teolojia
[frantsay théologie] Sampam-pahalalana ianarana momba ny fivavahana sy izay mikasika an' Andriamanitra, ny foto-pampianaran' ny antokom-pinoana samihafa [1.1]