|
|
|
|

Teny iditra1  teti-be
Singan-teny  2 tetika, 3 be
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 firaisana hanao ratsy [1.1]
Ohatra  6  tsy nanan-kevitra hamono ny mpanjaka ny mpanao tetibe [2.270#]
7  Ary raha manao tetibe mirendrika hamely ny kapiteny ny matilo na mandositra miala [2.366#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12