|
|
|
|

Entrée1  terilatsy
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] Rindrin-trano natao tamin' ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana
Ny trano misy rindrina tahaka izany
Exemples  5  [1.437#] Ny trano nandimby io dia ny terilatsy.
6  [2.649#] Trano-kazo sy terilatsy avokoa no teto an-tampon-tanàna, ary vitsy dia vitsy amin' ireny;
Vocabulaire  7  Economie: bâtiments, travaux publics

Mis à jour le 2025/08/10