|
|
|
|

Entrée1  terena
Radical  2  tery
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy
Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho
Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany
(tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra [1.1]
Explications en français  5  forcé [1.13]
Exemples  6  Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe; [2.324]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés  11  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 etrena, 14 terena

Mis à jour le 2025/10/08