|
|
|
|

Teny iditra1  tenda an-kanina
Singan-teny  2 tenda, 3 hanina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 lian-tsakafo, tsy mifidy harapaka ary mambosibosika toy ny tsy ho enina [1.1]
Tovy hevitra  6 be tenda, tenda be

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12