|
|
|
|

Teny iditra1  tehefana
Fototeny  2 tehika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra): Iva loatra ny karetsak' ilay varavarana mankany amin' ny lava-bary ka tsy azoko tehefana
5 Tendrena, kasihina na hanina kely: Maika be izy ka notehefany fotainy ny vary [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08