|
|
|
|

Teny iditra1  teha-dolo
Singan-teny  2 tehaka, 3 lolo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Le gonflement de la paupière, c' est un soufflet donné par un esprit. C'était une croyance malgache [2.415#114]
Voambolana  7  Fahasalamana 8  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12