Entrée | 1 tazonina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tazona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Gejaina, fihinina tsy hihetsiketsika: Tazony mafy ny tady Tanana tsy hilefa, tsy avala handeha na hiala: Notazonin' ny polisy indray alina ilay nahina ho mpangalatra Tazony ao an-tsainao izany anatra izany |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot tazonina |
Anagrammes | 10 antozina, 11 tazonina, 12 tinazona |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |