Entrée tay manala sasatra
Mots élémentaires tay ; manala ; sasatra
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny olona kamo ka manararaotra ny fandehanana mivalana any an-tranokely mba hakana aina, olona mijanona ela loatra ao an-tranokely rehefa mivalana [1.1]

Mis à jour le 2023/08/02