|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tatàka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 9 Feo |
| Teny iditra (2/3) | 10 tataka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony.
13 Misy banga na tatatra na loaka somary lavalava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny vatan-dehilahy. 14 Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto ~ Tataka Rakoto. [1.1] 15 rovitra lavalava. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 a slit.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 coupe en longueur.
[1.8] 18 fente. [1.13] 19 ce qui est déchiré, déchirure. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
20 Mangina fa ny zaitrany fotsiny no tataka.
[2.117#12]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28 tata-bitrana |
| Teny iditra (3/3) | 29 tataka |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Incisions ou scarifications faites à la peau et dans lesquelles on insère souvent un produit médicamenteux. Équivalent de fatitra (Merina). , ou de tetika ..
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 33 tatàka, tataka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|