Entrée tatỳ
Mots élémentaires t~ ; atỳ
Partie du discours adverbe au passé [liste complète]
Explications en malgache Endriky ny mpamaritra "Atỳ" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala tatỳ Madagasikara taloha [1.1]
Exemples 
1Kanjo dia ny famelana azy ireny tanteraka no nandraisan' ny vavy ny teniny taty aoriana. [2.470]
2Izao aza angaha tonga taty aho, raha tsy notantanan' I zanako lahy ity! [2.472]
Phytonymes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/21