|
|
|
|

Teny iditra1 tatarana
Fototeny  2tatatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana tatatra: Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano
Kapaina, jijina, tsihifina: Notataran' io lehilahy io vola be aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to have channels cut in it [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 dans lequel on creuse un caniveau, une rigole [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 taratana, 12 tatarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12