|
|
|
|

Teny iditra1  tatarana
Fototeny  2 tatatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana tatatra: Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano.
5 Kapaina, jijina, tsihifina: Notataran' io lehilahy io vola be aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to have channels cut in it. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 dans lequel on creuse un caniveau, une rigole. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 taratana, 13 tatarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12