|
|
|
|

Teny iditra1  tangoaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loaka, gorobaka.
4 Kilalaon' ankizy mitsingoloka ka ny lohany ataony anelakelaky ny tanany roa, ny tongony atsotrany ambony ary miamboho ny masoandro izy. [1.1]
Voambolana  5  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12