Entrée tandonaka (lonaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Andriana na hova ka navotan' ny mpanjaka ary dia tonga mpanompony [1.1]
Exemples Ary rahefa lasan' andriana ny fananany ny mati-maso, dia omeny ny andriana ny Tandonaka mifampizara ao izy. [2.48]

Mis à jour le 2020/07/31