|
|
|
|

Teny iditra1  tampohina
Fototeny  2 tampoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tratrarina tampoka, sovohina: Notampohin' ny fahavalo ny tao an-tanàna. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be come upon suddenly, to be surprised. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on surprend. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  tampohana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mpitohana, 14 tampohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11